« Retour au blog de dagoscoot

Imetsiatosika 13 avril 2008

Imetsiatosika 13 avril 2008
Dia ireto indray izany ny sary tamin'ny fifaninanana scooter natao teny Imaritsiatosika ny alahady faha 13 aprily lasa teo.
ataovy maromaro ny commentaireamin'ny sary mba hampazoto ny tenanay hanao tsaratsara kokoa amin'ny manaraka.
Voici donc les derniers photo de l'évenement scooter à Imertsiatosika le dimanche 13 avril 2008 .
n'oubliez pas les commentaires, merci.

Isaorana manonkana i Lanto izay nanampy tamin'ny ankamaroan'ny sary
# Posté le mardi 22 avril 2008 10:20

Liens promotionnels




« Retour au blog de dagoscoot