ataovy maromaro ny commentaireamin'ny sary mba hampazoto ny tenanay hanao tsaratsara kokoa amin'ny manaraka.
Voici donc les derniers photo de l'évenement scooter à Imertsiatosika le dimanche 13 avril 2008 .
n'oubliez pas les commentaires, merci.
Isaorana manonkana i Lanto izay nanampy tamin'ny ankamaroan'ny sary




